|
|
|
|

Teny iditra1  kamahana
Fototeny  2  fahana
Sokajin-teny  3  anarana
Voambolana  4  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Fanazavàna teny malagasy  5  Hanina eran' ny vavany entin' ny vorona ho an' ny zanany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6  la becquée, la pâture portée en becquée [1.3]
Ohatra  7  Mikendre tsara, hoy i Feno, fa tsy manana afa-tsy kamahana efatra tsirairay avy isika. [2.472#]

Fivaditsoratra  8  kamahana, manahaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/03