Teny iditra | 1 kamoina (kamo) |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy | 3 Atao izay hahakamo azy 4 Atao amina hakamoana 5 Resena amin' ny katro [1.1] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 10 kamoina, manioka, mianoka, mikaona |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |