|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  kamo
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  16 Tsy manana faharisihana hanao fa toa valabalaka ny saina na ny tena: Matetika mitana ny laharana farany ny mpianatra kamo. (Tsy dia azo lazaina mandrakariva ho malaina ny kamo, satria mety mba tahanao asa ihany izy, saingy tsaroany sasatra na trotraka ny tenany). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  17 lazy; lacking in appetite [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  18 paresseux; qui n'a pas d'appétit [1.8]
Ohatra  19  -- Ity leitsy kamo a! [2.470#153]
Mpanahaka  20  benamboka, 21  kalaina, 22  kamo be kibo, 23  kamo be tenda, 24  kamo velona, 25  kisinina, 26  lava lamosina, 27  malaina, 28  manao afo am-bilanikely, 29  manary andro foana, 30  midonana-poana, 31  mirendrena, 32  miriorio, 33  mitanina andro tsy manavy, 34  mitoe-poana, 35  mitoe-poana toa volon' orona, 36  mitonantonana, 37  mpanao lalimanga, 38  mpitango lalitra
Fikambanana  39  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 5 misy ny teny hoe kamo
Ohabolana  40  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 41  kamo
Sokajin-teny  42  anarana
Fanazavàna teny malagasy  43 Bozaka aolanolana atao toa mahazaka makadiry manefitra ny vary tsy hikasika ny aty rindrin' ny lavabary [1.1]
Tovy hevitra  44 kamoladina

Fivaditsoratra  kamo, 45 koma, 46 mako, 47 moka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22