Teny iditra (1/3) | 1 kapa |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fandidiana amin' ny famaky na antsibe: Ratsy kapa itỳ hazo ity izany. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a cutting, a hewing |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] action de couper, d'abattre |
Sampanteny |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny kapa io |
Teny iditra (2/3) | 10 kapa |
Sokajin-teny | 11 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
12 [1.1] Karazam-pamelezana fanaon' ny mpanao daka, ka ny voditongotra no itsenana ny ranjon' ny ankilany. |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/3) | 14 kapa |
Sokajin-teny | 15 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
16 [1.1] Karazan-kiraro izay tsy feno ny tampon-tongony |
Fanazavàna teny anglisy |
17 [1.7] sandals |
Fanazavàna teny frantsay |
18 [1.8] sandales |
Voambolana |
19 Toe-karena: zaitra |
Kamban-teny |
|
Lahatsoratra |
21 Randzavola: kapa ao amin' ny Baiboly |
Fivaditsoratra | 22 apak, kapa, paka, Paka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |