|
|
|
|

Teny iditra 1  kapaina
Fototeny  2 kapa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tapahina amin' ny famaky na antsibe [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be cut, as a tree [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on coupe, qu'on abat comme un arbre [1.8]
11 [Tanala] qu'on coupe, qu'on défriche [1.6]
Ohatra  12  kapaina ny lobolobo, esorina ny rano mihandrona. [2.445#]
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 ikapana, kapaina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21