|
|
|
|

Teny iditra (1/7)1  kapila
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Tafotanimanga fisaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  a roof tile [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  tuiles plates [1.3]
6  tuile de toit [1.19, 1.8]
7  (toute l'île) Fragments de bois ou d'autres matières végétales de forme générale plate, avec un bord en biseau plus ou moins coupant [1.196]
Ohatra  8  Tany amiko izany no natao, mba tsy ho hitan' ny olona, ary kapila no nandihizana. [2.4]
9  Ary ianao, ry zanak' olona, makà kapila tanimanga, ary apetraho eo anoloanao, dia manorata sarin-tanàna eo aminy, dia sarin' i Jerosalema; [2.996]
Kamban-teny 

Teny iditra (2/7)12  kapila
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14  vakim-boatavo atao solon-jinga [Taisaka] [1.78]
15  vilia hazo [Sihanaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  16  plat, assiette [Tankarana] [1.19]
Kamban-teny 

Teny iditra (3/7)18  kapila
Sokajin-teny  19  anarana
Fanazavàna teny anglisy  20  a phonograph record [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  21  disque de gramophone [1.8]

Teny iditra (4/7)22  kapila
Sokajin-teny  23  anarana
Fanazavàna teny malagasy  24  Vakina hodi-boatavo mena ataon' ny olona toham-baliha na tsentsin-tongobolo
25  Olona mahia na maivan-doha (toy ny kapilamboatavo) [1.1]

Teny iditra (5/7)26  kapila
Sokajin-teny  27  anarana
Fanazavàna teny malagasy  28  Vakim-boatavomonta fanao solon-tavoara fasian' ny ntaolo menaka na sira [1.1]

Teny iditra (6/7)29  kapila
Sokajin-teny  30  anarana
Fanazavàna teny malagasy  31  Karazana famaran-java-madinika, toy ny sira [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  32  espèce de petite mesure plate servant à détailler le sel [1.3]

Teny iditra (7/7)33  kapila
Sokajin-teny  34  anarana
Voambolana  35  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  36  (de kapily : balancier d'une horloge ; allusion aux gros fruits pendants). Marsdenia cordifolia Choux (Apocynaceae). [Tandroy] [1.196]
Tsipelina hafa  37  kapily
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  39  kapila, kipala, pilaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/16