Teny iditra | kaporaly-sefo | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila an-tanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny serizà izay amboniny sy ny kaporaly tsotra ambaniny; mitovy laharana amin' ny quartier-maître kilasy voalohany amin' ny tafika andranomasina [1.1] | |
Voambolana | Miaramila | |
Teny fotony | kaporaly, sefo | |
Ny fihaviany | Frantsay: caporal-chef. | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |
![]() |