|
|
|
|

Teny iditra1  karama varimasaka
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] karama tsy mifanentana amin' ilay asa atao fa dia toa vidin' ny vary na sakafo ilaina eo am-panaovana ny asa fotsiny
Singan-teny  4  karama, vary, masaka

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07