Teny iditra (1/3) | 1 masaka |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
8 Enti-milaza voanjavatra efa tonga amin' ny fotoana ahazoana mihinana azy tsara: Amin' ny volana zanvie no masaka ny voaloboka 9 Enti-milaza zavatra azo hanina rehefa nandrahoina: Antsoy izahay rehefa masaka ny vary 10 Nodinihina sy noeritreretina tsara: Efa masaka ny hevitro; handeha aho, [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
11 well done, cooked ; ripe 12 thought out and prepared [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
13 bien cuit; mûr 14 bien réfléchi et préparé [1.8] 15 cuit, pour les aliments, mûr en parlant des fruits. Les deux notions sont souvent confondues. D'où le verbe manamasaka : faire mûrir. Notamment, fare mûrir les bananes en les chauffant. On creuse dans le sol latéritique une sorte de four dans lequel on entretient un feu assez doux et on y suspend le régime de bananes à faire mûrir. L'opération s'appelle fanamasahana. Les bananes ainsi mûries artificiellement sont dîtes masaka otrika (otrika veut dire faire mûrir, mais aussi faire fermenter, quand la fermentation entraîne une élévation de température). Les fruits qui mûrissent sur pied sont par contre dits masaka ifotony (de fotony : ce qui est à l'origine, à la source). [1.196] |
Ohatra |
16 Día nandeha indray izy roa lahy, ka nahita voasarin' olona masaka miraviravy, dia nifanao antsangory izy haka. [2.293] 17 Sasatra ireo mpanao raharaha miloloha hena an-koveta sy mitatitra vary masaka an-tsobika. [2.470] 18 Tsy laitran' ny nify mihitsy na manta na masaka. [2.472] 19 ny fakana ny anjarany ihany no masaka an-tsainy. [2.470] |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 21 Matoy |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana | 27 Ohabolana misy io teny masaka io |
Teny iditra (2/3) | 28 masaka |
Sokajin-teny | 29 anarana |
Voambolana |
30 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
Fanazavàna teny frantsay |
31 (probablement de ce que les fruits sont récoltés mûrs ?). Enterospermum sp. (Rubiaceae) réf. Debray 1018. Utilisé ne médecine populaire comme excitant, fortifiant Les tests d'alcaloïdes sur les écorces des tiges et racines ont cependant été très faibles (d'après Debray). [Bara]
[1.196] |
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (3/3) | 33 masaka |
Sokajin-teny | 34 anarana |
Voambolana |
35 Haizavamaniry |
Fanazavàna teny frantsay |
36 (de masaka : cuit, on en fait bouillir les fruits pour extraire l'huile). Dans tout le Sud, nom général donné aux noronhia (Oleaceae). Plus spécialement Noronhia lanceolata H.Perrier. Arbuste des forêts sèches et buissons xérophiles. À petites drupes assez riches en huile (env. 20 %). Activement recherchées dans cette région très pauvre. Voir aussi masabavy, masadahy. [Bara, Mahafaly, Tandroy]
[1.196] |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 38 makasa, masaka, samaka |
Nohavaozina tamin' ny 2024/10/14 |