Teny iditra | 1 karandoha |
Singan-teny | 2 karana, loha |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Voambolana |
4 Haiaina |
Fanazavàna teny malagasy |
5 taolana mifaritra boribory izay mifono ny atidoha sady miaro azy [1.1] 6 fitambaran'ny taolan-doha [1.13] |
Fanazavàna teny anglisy |
7 a skull [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 crâne [1.8, 1.13] |
Ohatra |
9 Kanefa vitsy ny karandoha sisa tavela ahazoa-mamantatra izany. [2.285#] 10 Ny taolan'ny karandoha dia mbola tsy mifotona tanteraka eo amin'io toerana io. [2.424#] |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/31 |