|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  karaoka
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Feo
Fanazavàna teny malagasy  4  Feo ateraky ny vato mifampikasoka, na ny zavatra mafy toy ny vatokely sendra voatsakon' ny nify [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  Bruit des feuilles marcescentes lorsqu'elles sont sèches et que le vent les agite [1.196]
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
7  Anarana :

Teny iditra (2/4)8  karaoka
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10  Zavajavatra madinika ao an-tokantrano. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  11  Gravier [1.13]
Kamban-teny 

Teny iditra (3/4)13  karaoka
Sokajin-teny  14  anarana
Voambolana  15  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  16  Nom des espèces dont les feuilles restent attachées au tronc après avoir séché, surtout des Pandanus (Pandanaceae) [1.196]

Teny iditra (4/4)17  karaoka
Sokajin-teny  18  anarana
Voambolana  19  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  20  (de raoka : qu'on ramasse, qu'on rafle avec la main). Psilotrichum madagascariens Cavaco (Amaranthaceae). Petit arbuste à rameaux un peu crassulents, à feuilles réduites, linéares. On le récolte pour la nourriture du bétail. [1.196]
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  22  akaroka, akoràka, kakaroa, karaoka, karoaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11