Teny iditra mikaraoka (karaoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny feo ateraky ny ravinkazo maina mihetsiketsika tsofin' ny rivotra, na zavatra aforiporitra na zavatra mikepokepoka raha tsakoina [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikaraoka
Ny lasa : nikaraoka
Ny hoavy : hikaraoka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20