|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  karatra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Taratasy baoritra fahazoa-miditra amin' ny lanonana na fiara andoavam-bola, izay manamarina fa efa nahaloa vola ny tena: Efapola ariary ny karatra fidirana amin' ity rindran-kira ~ Roanjato ariary ny kara-tsaran-dalana mankany Toamasina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  a card, a ticket [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  carte d'entrée, billet [1.8]
Tovy hevitra  6  bie
Kamban-teny 

Teny iditra (2/3)9  karatra
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11  Taratasy fanoratana ny karazan-ketra rehetra aloa amin' ny fanjakana [1.1]
Mpanahaka  12  Hetra, isam-pangady, tongoamihonkona, vodihena, hajia
Kamban-teny 

Teny iditra (3/3)14  karatra
Sokajin-teny  15  anarana
Voambolana  16  Kilalao
Fanazavàna teny malagasy  17  Baoritra filalaovana misy marika sy sary, ary mitovy soratra ny vohony [1.1]
Tovy hevitra  18  karatra filalaovana
Kamban-teny 
Sary 
20 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/21