|
|
|
|

Teny iditra1  karamanga
Singan-teny  2  karatra, manga
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Karatra alain' ny fanjakana amin' ny vola miditra amin' ny tena; hetra aloa arakaraka ny vola miditra amin' ny tena mandritra ny taona
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.5] impôt sur le revenu
Voambolana  6  Toe-karena: varotra
7  Lalàna

Fivaditsoratra  8  karamanga, makaranga, mangaraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21