Teny iditra | karenjy | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fivezivezena atsy sy aroa Fandehanana araka izay tiana Fanaram-po tafahoatra, filibana amin' izay lalana aleha [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Grazing at liberty; playing around in the open [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Action de paître en liberté; action de gambarder selon son bon plaisir [1.8] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny karenjy io | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | kanjery, karenjy |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |