|
|
|
|

Teny iditra 1  mikarenjy
Fototeny  2 karenjy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandehandeha eny rehetra eny araka ny sitrapony: Mikarenjy eny an-tsena ny mpianatra rehefa fotoana fialan-tsasatra
9 Miraotra tsy voafehifehy: Mikarenjy eny an-tsaha ny omby aman' ondry [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to pasture at liberty; to run around at play [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 paître en liberté; gambader selon son bon plaisir [1.8]
Mpanahaka  12  mifalihavanja, 13  Mihenjy, 14  mihinjakinjaka, 15  mitsambikimbikina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22