|
|
|
|

Teny iditra1  karetoka (ketoka)
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Voambolana  8  Feo
Fanazavàna teny malagasy  9  Ketoka, kaikitra na fanerena zavatra amin' ny nify ka aharenesana feo mitsako amin' ny fanekerana ilay zavatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10  the sound made by anything crushed, as by a falling stone [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  11  action de mordre, de saisir la proie avec les dents, de fermer les machoires, la gueule avec bruit comme font les caïmans; bruit de ce qui craque sous les dents, comme une proie, un fruit [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/22