|
|
|
|

Teny iditra 1  mikaretoka
Fototeny  2 karetoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manaikitra namiketoka miaraka amin' ny feo mitsaka amin' ny fanaikerana an' ilay zavatra: Mikaretoka ny nifin' ny alika rehefa mihinam-javatra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20