Teny iditra | kavanana (havanana) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Fatra-pampiasa ny tanany havanana raha mandray na miasa (mifanohitra: Kavia) [1.1] | |
Tohi-kevitra | kavia | |
Fivaditsoratra | ankavana, kavanana, vakanana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |