|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  havanana
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
4  Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Mpamaritra :
Tambinteny :
Fanazavàna teny malagasy  9 Ny ila amin' ny tena mifanohitra amin' ny havia izay hitsin' ny fo: Matanjaka ny havanana / Misy maharary ato amin' ny ilako havanana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 the right side [mal. (tanang) kanan (?).] [1.2]
11 the right hand or the right side [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 la droite, le côté droit, la place d'honneur [1.3#227]
13 le côté droit, la main droite [1.8]
Ohatra  14  ny nono havanana omena ny zokiny; [2.245#]
15  ny tanany havanana mandritra alin-dahy; [2.69#]
Tohi-kevitra  16 havia
Fikambanana  17  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 7 misy ny teny hoe havanana
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3) 19  havanana
Sokajin-teny  20  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  21 Mahay, kinga: Havanana amin' ny sary Rakoto [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  22 right-handed; adroit, able [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  23 qui est habile, qui sait faire [1.3#227]
24 qui travaille de la main droite; droitier [1.8]

Teny iditra (3/3) 25  havanana
Sokajin-teny  26  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  27 qui est supérieur en grade à un autre [1.3#227]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22