|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  kavina
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  8  Firavaka atevika amin' ny ravin-tsofina ambany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9  earrings [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10  pendants d'oreilles [1.8]
Tovy hevitra  11  kiviro
Mpanahaka  12  kiviro
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny kavina io

Teny iditra (2/2)14  kavina
Sokajin-teny  15  anarana
Voambolana  16  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  17  (dans son sens général : boucles d'oreilles) . Fuchsia arborescens Sims, Fuchsia corymbiflora Ruiz & Pavon, Fuchsia magellanica Lam. et leurs hybrides horticoles (Onagraceae). Plantes d'origine américaine, introduites comme espèces décoratives et souvent cultivées dans les jardins, surtout à Tananarive et Antsirabe. Les fleurs pendantes ont été comparées par les Malgaches à des boucles d'oreilles. [Merina] [1.196]
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  20  kavina, vakina, vanika

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/10