Teny iditra (1/2) | 1 kazaha |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
3 [1.54] bisaïeul |
Voambolana |
4 Fifandraisana: fianakaviana |
Teny iditra (2/2) | 5 kazaha |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.78] [Tambahoaka, Taisaka, Tanosy]
mangahazo 8 [1.1] [Bara, Betsileo] mangahazo 9 [1.13] karazana hanin-kotrana |
Fanazavàna teny frantsay |
10 [1.13] manioc 11 [1.196] [Bara, Betsileo, Taimoro] (de kaza : racine raza : lignée). Manihot utilissima Pohl (Euphorbiaceae). Le manioc, ainsi nommé parce qu'on le multiplie facilement par boutures. 12 [1.19] [Tankarana] manioc. (ambazaha). |
Ohatra |
13 Voly mamody toy ny kazaha, bageda, saonjo no atao eny amin' ny vody tanety. [2.117#] |
Voambolana |
14 Haizavamaniry: anana |
Mpanahaka | 15 ambazaha, balahazo, mahogo, mangahazo |
Anaran-toerana |
|
Anarana ara-tsiansa |
|
Sary |
|
Fivaditsoratra | 19 hazaka, kazaha |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |