|
|
|
|

Teny iditra1  kehana
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Anarana :
5  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  6  Fikohafana kely ho mariky ny fanakanana olona mba tsy hanao zavatra iray tsy tsara na tsy tokony hataony, kohona
7  Fihetsika mitory hambo na fihamboana [1.1]
Tovy hevitra  8  kehankehana
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31