|
|
|
|

Teny iditra 1  kehankehana
Fototeny  2 kehana
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  8 Fikohafana kely ho mariky ny fanakanana olona mba tsy hanao zavatra iray tsy tsara na tsy tokony hataony, kohona
9 Fihetsika mitory hambo na fihamboana [1.1]
Tovy hevitra  10 kehana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22