Teny iditra | 1 kely antitra |
Singan-teny | 2 kely, antitra |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] ilazana ireo olona botry sy fohy nefa efa be taona |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] rabougri |
Tsipelina hafa | 6 keliantitra |
Fivaditsoratra | 7 keliantitra, kely antitra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |