Teny iditra | kely antitra | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Ilazana ireo olona botry sy fohy nefa efa be taona [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Rabougri [1.3] | |
Singan-teny | kely ; antitra | |
Tsipelina hafa | keliantitra | |
Fivaditsoratra | keliantitra, kely antitra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |
![]() |