|
|
|
|

Teny iditra 1  kendaina
Fototeny  2 kenda
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Terena amin' ny vozony [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 qu’on étrangle, qu’on serre au cou, qu’on obstrue, qu’on bouche: Nokendain’ ny jiolahy izy (Il a été étranglé par des brigands) ~ Aza kendainao toy izany ny namanao (Ne serrez pas ainsi le cou de votre camarade) [1.3#322]
Ohatra  10  Maty nisy namono tao an-tranony, nokendaina sy notondrahana asidra, ny mpanao gazety taloha iray niasa tao Mahajanga [4.26]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21