Teny iditra | kendritohina | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Jereo kendry tohina [3.1] | |
Ohatra | Hatramin'izao aza, mbola sarotra ny fandidiana, tsy azo atao mihitsy ny mivoaboaka ny toby ipetrahan'ny miaramila satria miandry kendritohina ireo mpikomy sy ny tafiky ny fanjakana sodane
[4.26] | |
Singan-teny | kendry ; tohina | |
Fivaditsoratra | kendritohina, kendry tohina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/29 |
![]() |