Teny iditra kentana
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Kely ray, nefa marisidrisika sy mailamailaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Petit, fluet mais vif, alerte [1.3]
Ohatra Tsy latsaka intsony ny ranomasony satria efa kentana angamba ny atidohany, ary toa taniravo fatra-pifoka rano ny fiketron' ny takodi-masony [2.470]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24