Teny iditra | 1 kepohina (kepoka) |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Tsakoina ka heno ny feo aterak' izany: Nokepohin' ilay alika ny taolana natsipy ho azy 4 Lanina, hanina: Nokepohiny herintaona monja ny fananam-be navelan-dray aman-dreniny ho azy [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to be crunched between the teeth; to be squandered [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 qu'on écrase sous la dent; qu'on gaspille [1.8] |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |