Teny iditra (1/2) | 1 kesika |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
3 [1.7] a box |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.8] caisse 5 [1.196] bois pour caisserie |
Ohatra |
6 sady notolorany kesika kely aho hipetrahako. [2.499#] |
Anaram-javamaniry |
|
Teny iditra (2/2) | 8 kesika |
Sokajin-teny | 9 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
10 [1.1] Anarankazo somary pa-tendro, izay ahazoana hazo fotsy sy maivana ary mora fantsihana ka ampiasaina indrindra amin' ny fitondrana entana amin' ny sambo, masinina, fiarakodia... (Pinus patula, kashya...) |
Fanazavàna teny frantsay |
11 [1.196] (du français : caisse). Nom donné aux Pins introduits et plantés comme essence de reboisement parce que leur bois était utilisé pour les emballages. Ce sont surtout : Pinus caribaea Morelet, Pinus kasya Royle ex Parl. et Pinus patula Schltdl. & Cham. (Pinaceae). Ils constituent aujourd'hui d'importants peuplements et sont devenus la matière première que travaille l'usine à pâte à papier. Lorqu'on veut distinguer l'arbre lui-même de l'emballage, on précise hazokesika pour l'arbre et vatakesika pour l'emballage, la caisse. [Merina]
12 [Betsileo] |
Voambolana |
13 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 15 kasike, kesika, kisake |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |