|
|
|
|

Teny iditra 1  ketraketraka
Fototeny  2 ketraka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Sampanteny 
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 duplicatif fréquentatif [1.3]
Ohatra  6  Ka noho izany fahalozan' ny Andriana izany, dia nandry andriran' antsy ny vahoaka Imerina sy ny vazimba ka ketraketraka tsy nahasa loatra intsony nahita ity fiovan' ny fitondrana efa tena niharatsy. [1.436#]
7  Noho izany, ketraketraka sahady izy ireo ny amin' ny hahazoana mamonjy an-dRamarovolana fa toa fitondrana avy any Ambony no mahatonga izao ka toa hambinina ny fikelezan' aina izay hatao hamonjena azy. [2.587#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19