|
|
|
|

Teny iditra 1  ketraka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Haiendriteny 
3  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  24 Tsy henjana, migedragedra: Henjano ity tady itỳ fa ketraka loatra
25 Tony: Tsy tsara ny manatona azy fa tsy mbola ketraka ny hatezerany
26 Kivy, rera-po: Na tsy afa-panadinana aza izy tsy ketraka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  27 weak, faint; loose, slack (of a rope) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  28 détendu, relâché [1.3, 1.8]
29 flasque; calme, apaisé, tombé [1.3]
30 faible, défaillant [1.8]
Ohabolana  31  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  32 katrake, ketraka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21