|
|
|
|

Teny iditra 1  ketsaina
Fototeny  2 ketsa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Enti-milaza ny vary nambolena efa lehibebe ka afindra eny amin' ny tanimbary: Efa noketsaina ve ny varinareo erỳ an-dafy andrefana [1.1]
Tovy hevitra  9 ketsana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22