|
|
|
|

Teny iditra 1  ketsana
Fototeny  2 ketsa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Enti-milazany toerana amindrana ny vary vao nambolena: Efa noketsako daholo ny tanimbariko [1.1]
Tovy hevitra  9 ketsaina

Fivaditsoratra  10 ankatse, 11 katsane, ketsana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22