Teny iditra | 1 ketsa saritaka |
Singan-teny | 2 ketsa, saritaka |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] ketsa ambolena tsy milahatra, toa mikorontandrotana, eo amin' ny tanimbary (mifanohitra: ketsa tora-tady) |
Voambolana |
5 Toe-karena: fambolena |
Tohi-kevitra | 6 ketsatoratady |
Fivaditsoratra | 7 akaretsatsika, ketsa saritaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |