Teny iditra (1/2) | 1 ketso |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Manta vava, tsy mahatana ny teny afenina, basivava, mahay vava ka mahatonga ny tsy fifanarahana |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 5 ketsoketso |
Teny iditra (2/2) | 6 ketso |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Karazam-borona |
Voambolana |
9 Haibiby: vorona |
Fivaditsoratra | 10 ketso, tseko |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |