Teny iditra | ketsoketso (ketso) | ||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manta vava, tsy mahatana ny teny afenina, basivava, mahay vava ka mahatonga ny tsy fifanarahana [1.1] | ||||||||||||
Ohatra | Tsy mandre ny ketsoketso-borona anie!
[2.69] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Tovy hevitra | ketso | ||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/03 |