Teny iditra kibo afafy
Singan-teny kibo ; afafy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza olona manao parasy homana, mpitakarina mivelona amin' ny havana atsy amin' ny havana aroa [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23