Teny iditra kilao (kila)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana kilaina [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Teny iditra kilao
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vato mizana fototra amin' ny fandanjana zavatra lehibe ka mitovy havesarana amin' ny arivo grama, fa ny fampitahandanja aminy akaiky dia ny rano 1 litatra: Anaovy kely hena iray kilao aho [1.1]
Tovy hevitra kilaograma

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31