Teny iditra kilaograma
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vato mizana fototra amin' ny fandanjana zavatra lehibe ka mitovy havesarana amin' ny arivo graina, fa ny fampitahandanja aminy akaiky dia ny rano 1 litatra: Anaovy kely hena iray kilao aho [1.1]
Tovy hevitra kilao

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31