Teny iditra | 1 kilema |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tsiny, takaitra: Misy kilemany itỳ latabatra itỳ Lafin-toetra ratsy, tsy fahalavorariana: Tsy misy olombelona tsy misy kilema 4 [1.13] takaitra |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] a deformity, a blemish, a scar |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] déformation, avarie 7 [1.13] infirmité, défaut |
Voambolana |
8 Fahasalamana |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny kilema io |
Fivaditsoratra | 17 kalemy, kilema, lemaky, Melaky |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |