|
|
|
|

Teny iditra1  kilemaina (kilema)
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Voambolana  3  Fahasalamana
Fanazavàna teny malagasy  4  Manan-takaitra tsy mety sitrana intsony (tapa-tongotra, bory tanana...) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  maimed, crippled [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  estropié, mutilé [1.8]
7  infirme [1.13]
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny kilemaina io

Fivaditsoratra  9  kilaimena, kilemaina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20