Teny iditra |
kilonga
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Ankizy dia tsy zazakely nefa koa tsy mbola zatovo. Ny ankizilahy dia atao hoe kilongalahy
ary ny vavy dia kilongavavy. Misy fitenenana betsileo hoe : "Kilonga milanon-draibe, ko dia ampitso no ampitso";
izany hoe manisa andro (tsidrian-taona) fa manantena zavatra avy amin' ny lanonambe hatao [1.10]
|
| [Betsileo]
Zaza [1.1]
|
| Ankizy efa tsy zazakely loatra intsony, nefa tsy mbola zatovo koa [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Adolescents, often in a derogatory sense [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Un garçon encore jeune, un adolescent par rapport à un homme Agé. [1.3]
|
| Les jeunes (souvent péjoratif) [1.8]
|
| Marmaille [3.1]
|
Ohatra |
1 | Namonjy fodiana ny kilonga tany an' ala.
[2.5]
|
2 | Ny kilonga madinika kosa indray nitanaka nahita ahy vaventy lava.
[2.643]
|
3 | Matavy ny tsilon-draketra, mamony ho voa fihinan' ny kilonga anatin' ny fotoana fohy.
[2.470]
|
|
Kamban-teny |
|
Tsipelina hafa |
Ohabolana |
|