Teny iditra (1/2) | 1 kimavo |
Fototeny | 2 mavo |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] [Betsileo]
Hatim-pisaka mamovoka manerana ny tena 5 [1.1] [Merina] Aretina, farasisa mampangavoka ny hoditra |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] espèce de lèpre farineuse ou éruption cutanée furfuracée celui qui en est atteint 7 [1.54] lèpre farineuse, éruption cutanée furfurecée 8 [1.196] dermatose, sorte d'éruption cutanée furfuracée très tenace, souvent appelée improprement « lèpre farineuse » |
Ohatra |
9 Raha tsy nanitatra ny kimavo sady tsy misy volon-koditra tomamotamo ary tsy latsaka noho ny hoditra no fijery azy [2.996#] |
Voambolana |
10 Fahasalamana |
Teny iditra (2/2) | 11 kimavo |
Sokajin-teny | 12 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
13 [1.196] On appelle ainsi toutes les plantes utilisées en topique sur la dermatose kimavo. Ce sont surtout : Abutilon angulatum (Guill. & Perr.) Mast. (Malvaceae), dont les fleurs, riches en mucilage, servent à préparer une lotion réputée. [Betsimisaraka] trois plantes sont utilisées sous ce nom : -- Kalanchoe eriophylla Hils. & Bojer ex Tul. (Crassulaceae), souvent distinguée des suivantes sous le nom de kimavokarana. -- Helichrysum cordifolium DC. (Asteraceae). -- D'après les Ravi-maitso de Descheemaeker, Gerbera elliptica Humbert (Asteraceae) [Betsileo] |
Voambolana |
14 Haizavamaniry |
Anaram-javamaniry |
|
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 18 avokim, kimavo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |