|
|
|
|

Teny iditra 1  kinady
Fototeny  2 kady
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Kadina, nasiana kady, norarana tsy handehanana: Efa nokinady itỳ tany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 prohibé, où on a mis un signe de défense [1.3#302]
Tovy hevitra  9 voakady

Fivaditsoratra  10 dikany, 11 dikina, 12 dinika, kinady

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22