|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  kady
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  18 Hazo lava misy baraka navoromborona natsangana amin' ny tany efa an' ny tena na tiana hofaritana ho an' ny tena, na hiarova na mba tsy hodiavina na hakana an-keriny ny vokatra maniry ao: Tany vita kiady ny ahy io ka tandremo
19 aro: Ianao no kiadinay eto antanàna. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  20 Poteau, perche, monceau de pierres ou de mottes surmontées d’une poignée de paille servant à marquer une prise depossession, mi interdit ou une défense ; fig. protecteur, défenseur, bouclier, sauvegarde [1.3]
Tsipelina hafa  21 kiady
Mpanahaka  22  avara-pianarana, 23  endrika, 24  felatana-mangaika ny rantsana, 25  kintana telonohorefy, 26  kitro ifaharana, 27  olomanga, 28  rehareha, 29  sanga, 30  tabiha, 31  tatamo ravaky ny farihy, 32  tolà-miadidy, 33  trafo lelafin-ko mandina, 34  trafo nasondrotry ny nofo, 35  varavara-miandraikitra, 36  varivary andrian' ny tafo, 37  vato nasondrotry ny tany, 38  voara endriky ny saha, 39  Voninahitra, 40  vovonana iadian' ny lohany

Teny iditra (2/2) 41  kady
Sokajin-teny  42  anarana
Fanazavàna teny frantsay  43 [Tankarana] bruit de l'eau dans une barrique. [1.19]
Voambolana  44  Feo

Fivaditsoratra  45 dika, kady, 46 kida

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22