|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  kinaka
Fototeny  2 kaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 kakana, asiana kaka (sombin-javatra asisika mba hampihizina zavatra mihetsiketsika): Tsy nihontsona intsony ny kodiaran' ilay fiara nony nokinaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 calé [1.3#305]
Tovy hevitra  9 voakaka

Teny iditra (2/2) 10  kinaka
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12 Jereo hinaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  13 comme hinaka [1.3]

Fivaditsoratra  14 kanika, kinaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22