Teny iditra (1/5) | 1 kinanga |
Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny frantsay |
3 [1.3#332] peut-être, au contraire, bien que, cependant |
Ohatra |
4 kinanga mba hakan'ialahy koa ataon' ialahy hoe: « Lasany ny an'andriana, mba omeo koa izahay. [2.298#] |
Tsipelina hafa | 5 kinanja |
Teny iditra (2/5) | 6 kinanga |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.78] [Tanala]
vintana, sendrasendra: K'aja mañano kinanga laha hañano fañadiña (aza miantehatra amin'ny sendrasendra raha hanao fanadinana) 9 [1.1] Sendrasendra, vintana: Kinanga no nahazoako tamin' ny antsapaka |
Teny iditra (3/5) | 10 kinanga |
Sokajin-teny | 11 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
12 [1.78] [Sihanaka]
kobay (aretina) |
Voambolana |
13 Fahasalamana |
Teny iditra (4/5) | 14 kinanga |
Sokajin-teny | 15 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
16 [1.19] [Tankarana]
bâton pour les idoles. |
Voambolana |
17 Fivavahana, finoana |
Teny iditra (5/5) | 18 kinanga |
Sokajin-teny | 19 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
20 [1.196] Plante indéterminée. Peut être nom réservé aux usages magiques d'une espèce qui porte, normalement, un autre nom. [Tanala]
|
Voambolana |
21 Haizavamaniry |
Fivaditsoratra | 22 kangina, kinanga |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |