|
|
|
|

Teny iditra 1  kinapa
Fototeny  2 kapa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 voakapa, kapaina: Hazo nokinapany tany an' ala io [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 coupé, ruiné [1.3#310]
Tovy hevitra  9 voakapa

Fivaditsoratra  kinapa, 10 pañika

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22